|
|
|
|

Teny iditra1  aina ara-psikolojia
Singan-teny  2  aina, araka, psikôlôjia
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] fisian'ny saina amam-panahy eo amin'ny olona; ny fivoarany sy ny fifandraisan'izy ireo amin'ny manodidina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] vie psychologique
Voambolana  6  Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13