Teny iditra aingitraingitra (aingitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Capricious desires [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Désirs capricieux, caprices [1.8]
Ohatra Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19