Teny iditra aingitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihetsika ta hampiavaka ny tena amin' ny hafa, fahasarotsarotana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   Fantaisies difficiles à contenter, singularité [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra aingitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] aika [Rakotosaona 1972]

Teny iditra aingitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Rakotosaona 1972]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   aiay

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/05