|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aisy
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy: Aisy! mandehana ianao mandeha any. ~ Aisy! tsy miditra amin' izany raharaha maizina izany aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  no! A word expressing dislike and grief. Esy is also used. [1.2]
5  expressing regret or disappointment; oh no! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Exprimant le désaveu, le dégoût, le refus : non, certes non, hélas! malheureusement! Aisy! tsy afaka aho (Oh non! je ne suis pas libre) ~ Aisy! rahoviana no ho vita io raharaha io? (Hélas! quand sera-t-il fini ce travail?) ~ Aisy! mampalahelo loatra izany ! C’est vraiment affligeant!) [1.3#11]
7  mot employé pour chasser les volailles, etc. [1.3#11]
8  qui exprime le regret ou la déception ; hélas, malheureusement. [1.8]
Sampanteny 
9  unkLabel:9ij: :
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (2/2)11  aisy
Fototeny  12  isy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  14  mametraka [Taisaka] [1.78]
15  Atao amin' ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka tsy azo hanina itỳ izy? [1.1]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  20  aisy, isay, siay

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27