Teny iditra |
isy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona).
[Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
isy
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Famaritana malagasy | Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana):
Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | alas! no! [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | hélas! non! [Hallanger 1974]
|
|
Teny iditra |
isy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Tanala]
nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [Rakotosaona 1975]
|
| [Sihanaka]
nofo [Rakotosaona 1975]
|
Teny mitovy hevitra | |
|