|
|
|
|

Teny iditra1  aivo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny iantsoana ny zanaka rehetra -- na firy na firy isany -- eo anelanelan' ny zokiny indrindra sy ny zandriny indrindra (lahiaivo, vaviaivo, Inaivo (zazalahy), Raivo (zazavavy)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Root ivo?] Anything in the middle; the children of a family between the eldest and the youngest; when there are more than two, it is applied to the second eldest. Much used in forming names, as andrianaivo, inaivo, ranaivo, or naivo, names given to males; while raivo is the name given to females.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] tous ceux qui sont entre l'aîné et le dernier cadet
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  7  aivo, avio, avoy, iova, ivao, ovay, voay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31