Teny iditra lahiaivo (lahy, ivo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the second son in a family [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le deuxième fils d'une famille [Hallanger 1974]
Voambolana 

2011/01/12