Teny iditra | 1 aiza |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao? 4 Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a! 5 Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise! [1.1] 6 ahia? (Tankarana) 7 aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana) 8 ay? (Bara) 9 aie? (Mahafaly) 10 akaa? (Betsimisaraka) 11 haia? (Tankarana) [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 where? Whither? In what place? How? When followed by No it means, by what means? See aia. [1.2] 13 where? [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 où? [1.8] |
Ohatra |
15 Ho aiza ianareo roa lahy? [2.472] 16 aiza no ahalalanao izany? [2.499] 17 Mba lasa koa aho fa hanava-tena aiza moa! [2.4] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
26 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 27 aiza, Azia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |