Teny iditra aizana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taona izao ny anao ny aizana? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the youngest child in a family when the mother is again pregnant, also used of the youngest child but one. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/08/01