Teny iditra | 1 aizana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taona izao ny anao ny aizana? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the youngest child in a family when the mother is again pregnant, also used of the youngest child but one. [1.2] |
Ohatra |
5 Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka mavozon' ny haka-moany, manavin-tazon' ny halainany, ary mitarehim-balala maty! [2.69#] |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny aizana io |
Fivaditsoratra | 13 aizana, iazana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |