|
|
|
|

Teny iditra1  ajery
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina mijery: Maso tezitra no najeriny ahy
Ohatra  4  [2.4#] Izaho amin' izany mena ohatra ny sakay, ny maso tsy sahy ajery olona, ny tanan-droa mamihina ao an-damosina ny lafi-pasoka natao sikim-bory.
Fototeny  5  jery
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny ajery io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11