Teny iditra jery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A look [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Regard [1.3, 1.8]
 Coup d'oeil
Figuré: attention, charité, commisération [1.3]
 Vue [1.13]
Ohatra Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa. [2.332]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra jery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly, Sihanaka] hevitra [1.78]

Teny iditra jery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra sabery

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03