Teny iditra | ajoko (joko) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aondrikondrika: Lava be Randria ka saika voan' ny bala izy raha tsy najokony ny lohany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ajoko, kojoa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |