Teny iditra akaikena (akaiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra Fa na ny mpangalatra aza dia vonoina tamin' izany, ka milahadahatra betsaka eny ny loha mihantona, hany ka tsy azo akaikena ny amboadia matavy teo, fa tena homan' olona velona tnihitsy. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akaikena, akaikeko, akaikenao, akaikeny, akaikentsika, akaikenay, akaikenareo, akaiken', akaiken-, akaikem-, akaike-
Ny lasa : nakaikena, nakaikeko, nakaikenao, nakaikeny, nakaikentsika, nakaikenay, nakaikenareo, nakaiken', nakaiken-, nakaikem-, nakaike-
Ny hoavy : hakaikena, hakaikeko, hakaikenao, hakaikeny, hakaikentsika, hakaikenay, hakaikenareo, hakaiken', hakaiken-, hakaikem-, hakaike-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19