|
|
|
|

Teny iditra1  akalam-bay
Singan-teny  2  akalana, vay
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fakan' aretina amin' ny vay, izay manjary nana fotsy ao anatin' ny vay raha tsy afaka, ka mety mbola hanararaotra ny vay
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] core of a boil
Voambolana  6  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07