Teny iditra akalam-bay (akalana, vay)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fakan' aretina amin' ny vay, izay manjary nana fotsy ao anatin' ny vay raha tsy afaka, ka mety mbola hanararaotra ny vay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy core of a boil [Richardson 1885]
Voambolana 

2009/12/09