Teny iditra akalanina (akalana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana akalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be chopped, but not on the chopping-block. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on cale, sous quoi on met un coussinet [1.3]
Ohatra Ny filahian' ilay olona no akalanina dia kapohina amin' ny tantanana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akalanina, akalaniko, akalaninao, akalaniny, akalanintsika, akalaninay, akalaninareo, akalanin', akalanin-, akalanim-, akalani-
Ny lasa : nakalanina, nakalaniko, nakalaninao, nakalaniny, nakalanintsika, nakalaninay, nakalaninareo, nakalanin', nakalanin-, nakalanim-, nakalani-
Ny hoavy : hakalanina, hakalaniko, hakalaninao, hakalaniny, hakalanintsika, hakalaninay, hakalaninareo, hakalanin', hakalanin-, hakalanim-, hakalani-
Filaza mandidy : akalano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04