|
|
|
|

Teny iditra1  akamositra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina mamositra, mandoaka ny haro mba hahazoana afo: Itỳ akamositra raha mila afo ianao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] ce qu'on emploie pour forer
Fototeny  5  kamositra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  akamositra, somaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21