|
|
|
|

Teny iditra1  kamositra
Fototeny  2  fositra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hazo amoserana mba hahazoana afo
5  [1.13] karazana zana-damasy ampiasaina amin'ny fandavahana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] the bit of a brace.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] foret
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :

Fivaditsoratra  12  akamositr, kamositra, mirotsaka, misatroka, misokatra, mitsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21