|
|
|
|

Teny iditra1  akanjo lava
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] A gown, a robe, a cassock
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#14] habit long, robe de chambre
Ohatra  5  [2.529#] Razazavavy, dia nampihaingoin' ny akanjolava fanao an-trano vita tamin' ny landy voatenona tsy misy fangarony.
Voambolana  6  Toe-karena: zaitra
Singan-teny  7  akanjo, lava

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07