Teny iditra akanjo-nify (akanjo, nify)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   karaza-nofo malemy manarona ny vodinify [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the gums [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   gencives [Abinal 1888]
Voambolana  
Teny nalaina  

2016/05/19