Teny iditra akay
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana anglisy an imprecation; a mode of playfully expressing fondness, pleasure, etc. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay imprécation: puisses-tu! Akay iley idiran-doza! (Puisses-tu être puni!)
¶ terme de tendresse, de satisfaction, d'encouragement: Akay iley soava tsarà! (Courage, très bien!) [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra akay (akà)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao akaina [fitanisana]

2012/10/16