|
|
|
|

Teny iditra1  akekezina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy halavitina, tomorina: Akekezo ny latabatra fa sao raraka amin' ny akanjonao ny rony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be approached, drawn near to.
5  [1.7] to be approached
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] dont on s'approche, qu'on approche
7  [1.8] de qui (quoi) on s'approche
Ohatra  8  [1.3] Tsy tokony hakekezina izy (Il convient de ne pas s'approcher de lui)
Fototeny  9  akeky
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14  akaikezina
Tovy hevitra  15  akekena
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny akekezina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12