Teny iditra akeky
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fandikana frantsay voisin, proche, près, auprès: Akekin' ny tranoko ny azy (Sa maison est voisine de la mienne) ~ Akeky ihany ny alehako (Je vais tout près) ~ Akeky foana ny tranony (Sa maison est tout près) ~ Akeky lavitra ny tanàna (Le village est près, mais le chemin qui y mène est long) ~ Mipetraha eto akekiko (Asseyez-vous ici près de moi) [Abinal 1888]
Sampanteny 
Haiendriteny 
akeky
akekiko
akekinao
akekiny
akekintsika
akekinay
akekinareo
akekin'
akekin-
akekim-
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Ny zavatra ao akeky ny fantsakana [Callet: Tantara, takila 245]
2dia akeky alakarabo andro vokatra [Callet: Tantara, takila 33]
3Ary ny Borozany rehetra isam-paheniny, ary isam-pirazanana ao anatin'ny am-paheniny hiany izany, dia samy vory avokoa, ao amin'izay fotoana hiangonany, ao akeky ny fokony hiany [Cohen-Bessy: Rakotovao]

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/07