Teny iditra akipaho (kipaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akipaka [fitanisana]
Ohatra 
1Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto [1.1]
2Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05