Teny iditra kipaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanendahana na fanesorana na fandroahana tsy misy fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de chasser, d’expulser, de rejeter, de repousser
Action de se détacher, de s'écailler, de détacher, d'enlever [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra kipakipaka [fampiasa kokoa noho kipaka]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/05