|
|
|
|

Teny iditra1  akipaho
Fototeny  2  kipaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akipaka [Fitanisana]
Ohatra  4  [1.1] akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto
5  [1.1] akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano

Fivaditsoratra  6  ahipoka, akapohy, akipaho, akopahy, hapaiko, hapiako, hapikao, hapokay, hiapoka, hipaoka, hipoaka, hokapai, ikapoha, ikopaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21