Teny iditra | 1 akitikitika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina manitikitika, manibokibo: Ahitra no nakitikitiny ny zazakely ka torantorana erỳ ilay zaza |
Fototeny | 4 kitikitika |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |