Teny iditra (1/2) | 1 kitikitika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] tickling |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] chatouillement |
Fototeny | 6 kitika |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 kitikitika |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Bara]
tsintsina |
Fivaditsoratra | 15 akitikitik, kitikitika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |