Teny iditra | akivy (kivy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina hanakivy, manaketraka [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | akivy | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina [1.1] | ||||||||
Ohatra | Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay.
[2.508] | ||||||||
Fivaditsoratra | akivy, vaiky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |