|
|
|
|

Teny iditra 1  kivy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 discouraged, dismayed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
6 dégoûté [1.3]
Ohatra  7  Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [2.472#69]
8  kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23  Ontam-po
Mpanahaka  24  ketraka, 25  maimolotra, 26  mamoyfo, 27  manarytoky, 28  mandevintsotrobe, 29  mibarerakaelatra, 30  migarera, 31  mikelysoroka, 32  mikororosyfahana, 33  miraviravytanana, 34  mirefarefalamba, 35  mitakemotra, 36  mivalaketraka, 37  mivareraka, 38  mivarilavo, 39  miverinailalana, 40  rerapo, 41  reraka, 42  reratsaina, 43  resy, 44  soredretra, 45  soretra, 46  tapakaelatra
Fikambanana  47  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  48  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kivy, 49 viky

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07