|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  akivy
Fototeny  2  kivy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina hanakivy, manaketraka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  akivy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] [Taisaka] Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina
Ohatra  12  Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay. [2.508#]

Fivaditsoratra  13  akivy, aviki, vaiky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06