Teny iditra (1/5) | 1 ako |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiverenan' ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra 4 Fiverenana any aoriana: Ao ny tsantan' ny andro taloha sy ny hiran' ny fahazazako no milevina ka tsy mifoha na miverina mba hitondra ako! (J.-J. Rabearivelo) [1.1] 5 tamberim-peo [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 an echo; a reverberating sound. [1.2] 7 an echo [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 écho [1.8, 1.5, 1.13] |
Voambolana |
9 Feo |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ako io |
Teny iditra (2/5) | 14 ako |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 inverse [1.13] |
Voambolana |
17 Matematika: rafitrisa |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/5) | 19 ako |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 impulsion [1.13] |
Voambolana |
22 Fizìka |
Teny iditra (4/5) | 23 akô |
Sokajin-teny | 24 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
25 ao [Betsimisaraka]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
26 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (5/5) | 27 ako |
Sokajin-teny | 28 mpampiankin-teny |
Fanazavàna teny malagasy |
29 tahaka, hoatry [Taimoro]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
30 Ny mpampiankin-teny rehetra |
Fivaditsoratra | 31 ako, akô, koa, oka, ako, akô, koa, oka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |