Teny iditra | 1 akofa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Voambary poaka aty na foana ny atiny [1.1] 4 akotry tsy misy voany [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 chaff, light rice, blighted rice, husky rice. [1.2] 6 chaff. [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 son, grain de riz coulé. [1.8] 8 graine non fécondée, ivraie [1.13] 9 Riz atteint de coulure et qui ne donne pas de grain ; sa panicule reste droite au lieu de s'incliner, comme le riz normal, sous le poids des graines. [Merina] [1.196] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: ahitra 11 Toe-karena: fambolena |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny akofa io |
Fivaditsoratra | 15 afoka, akofa, fakao, fakoa, faoka, foaka, koafa, ofaka, okafa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |