Teny iditra (1/2) | 1 manakofa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Be akofa, tsy mby am-bentiny: Mampalahelo fa nanakofa ny vary taona ito noho ny rivotra be loatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] imp. and Rel. not used. Used of the rice light in the ear, to be husky, to be more chaff than rice. |
Fototeny | 5 akofa |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 manakofa |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotra [Fitanisana] |
Fototeny | 11 takotra |
Fivaditsoratra | 12 anafokam, anakofam, anokafam, fanakamo, manafokà, manafoka, manakofa, mañofaka, manokafa, nafaokam, namafako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |