Teny iditra akofohy (kofoka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao akofoka [fitanisana]
Ohatra 
1Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana [Rajemisa 1985]
2Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina [Rajemisa 1985]

2012/10/17