Teny iditra | 1 akofoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra |
Fototeny | 4 kofoka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |