Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
akohaka
Fototeny
2
ko
haka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Avoaka amin' ny kohaka:
Be ny rehoka nakohaky ny marary
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
akohaka
, akohako, akohakao, akohany, akohatsika, akohakay, akohakareo, akohak', akoha-
6
Ny lasa :
nakohaka, nakohako, nakohakao, nakohany, nakohatsika, nakohakay, nakohakareo, nakohak', nakoha-
7
Ny hoavy :
hakohaka,
hakohako
, hakohakao, hakohany, hakohatsika, hakohakay, hakohakareo, hakohak', hakoha-
8
Filaza mandidy :
akohafy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12