Teny iditra | akoho amam-borona | |||
Singan-teny | akoho ; amana ; vorona | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran'ny karazam-borona fiompy [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Volaille [1.13] | |||
Ohatra | Naneno sy nigagaka tamin' izay ny akoho amam-borona.
[2.470] | |||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22 |