Teny iditra amana
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy With, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame. [1.2]
 Used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avec, et, sur, contre [1.3]
 Qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : amana, ama-, amam-, aman-, aman'
Kamban-teny 
Lohateny Angano aman-tantara (Rabenandrasana Lalao François)
Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana
Fomba aman-pahendrena malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)

Teny iditra amaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Ambana, fandrahonana [1.78]

Teny iditra Amanà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Amanà [2.996]
 Haman [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Aman [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Hamana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21