Teny iditra | 1 akohokely |
Singan-teny | 2 akoho, kely |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zanak' akoho mbola kely |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A chicken. |
Ohatra |
6 Nikiakiaka ilay akohokely niantso ny reniny. [2.298#] 7 Diso lalàna ny akohokely anankiray indray andro. [2.332#] |
Voambolana |
8 Haibiby: vorona 9 Toe-karena: fiompiana |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny akohokely io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |