Teny iditra akohokely
Singan-teny akoho ; kely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zanak' akoho mbola kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A chicken. [1.2]
Ohatra 
1Nikiakiaka ilay akohokely niantso ny reniny. [2.298]
2Diso lalàna ny akohokely anankiray indray andro. [2.332]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/16