Teny iditra | 1 akombona |
Fototeny | 2 kombona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy velarina: Akombony ny bokinareo Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be closed, to be brought together, to be shut as the lips, a book, etc |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on ferme comme les lèvres, un livre, etc; qu'on serre |
Ohatra |
7 [2.4#] Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 akombona, am-bokona, anombako, manoboka, naombako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |