|
|
|
|

Teny iditra1  akombony (kombona)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akombona
Ohatra  3  akombony ny bokinareo [1.1]
4  akombony ny vavan' ise, hoy izy nihery mahitsy an' i Bemavo, raha tsy hiresaka ise tsinona. [2.5]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  6  akombony, ambokony

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31