Teny iditra | 1 akondrosarika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] karazan' akondro lava fa kely voany, izay fakana indrindra ny tsiratsirany hanaovana lamba |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [sarika, bark.] A variety of banana, the leaves of which are used in making a kind of cloth. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] [akondro sarika] (de sarika = action de tirer les fibres). Musa textilis L. (Musaceae) ; le "Chanvre de Manille", fournissait autrefois en Imerina un textile très apprécié. On en faisait des tissus artisanaux assez grossiers appelés lamba-sarika. [Merina]
|
Voambolana |
6 Haizavamaniry: voankazo 7 Toe-karena: zaitra |
Singan-teny | 8 akondro, sarika |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |