Teny iditra akondro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hazo fihinamboa, boribory ny vatany, mitapelaka boribory lavalava ny raviny, ny voniny fotsy madinidinika ary ny voany, bontolontolo lavalava, mitandahatra mikambana ho lafitra, izay miisa maromaro manodidina ny tahom-boany milofika miafara amin' ny emboka. Voankazo mamy ny akondro, tsy mba misy olitra na biby, vokatra mandavan-taona ary saika maniry eran' ny nosy, porofoin' ny fisian' ny anarany samy hafa hatraiza hatraiza: fontsy na ontsy, katakata, kida, anampisaka, kimalao... Misy karazany maro ny akondro: afontsy, batavia, boroboaka, mavokely, ranjalia, sarika, tsiemeroa, tsilavonomby [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the banana tree; the fruit of the banana. The stem, after being chopped, is given to oxen as food. The ashes obtained from burning the root are used in soapmaking. Musa sapientum, L., and M. paradisiaca, L. Same as ontsy (Sak.), and otsy (Bets.). The plantain tree and its fruit. [Mal. gala (?); Jav. gadang (?); Larika kora (?); Swa. mkanga; Taparua kala (?).] [Richardson 1885]
   a banana [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   banane [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   banane [SLP: Voambolana]
   [Merina, Sakalava, Betsileo, Bara, Tsimihety, Tankarana] (du souahéli mkungu). Nom général des Bananiers : Musa sapientum L., Musa paradisiaca L., etc... (Musaceae). L'étude systématique des variétés cultivées à Madagascar reste à faire. Nous donnons ci-dessous la liste des variétés distinguées par le Malgaches en Imerina et dans le Betsileo :
¶  [Betsileo] Akondro afontsy
¶  [Merina] Akondro fontsy
¶  [Merina] Akondro fontsilahy
¶  [Betsileo] Akondro baraba
¶  [Merina] Akondro barabahy
¶ Akondro batavia (variété naine peut être introduite récemment de Java ?)
¶  [Merina] Akondro boroboaka
¶  [Merina] Akondro felatanamamba
¶  [Merina] Akondro fody
¶  [Betsileo] Akondro fohy
¶  [Betsileo] Akondro kida
¶  [Merina] Akondro mahia
¶  [Merina] Akondro maitso-masaka
¶  [Betsileo] Akondro manarolahy
¶  [Merina] Akondro mavokely (petite banane à peau jaune, très savoureuse)
¶  [Merina] Akondro ranjalia
¶  [Betsileo] Akondro somandraraebo
¶  [Betsileo] Akondro tsiananandroa
¶  [Merina] Akondro tsianemboka
¶  [Merina] Akondro tsiomeroa (variété à très gros fruits, à manger cuite)
¶  [Merina] Akondro tsilavonomby
¶  [Betsileo] Akondro via
¶ Les bananes jouent un grand rôle dans l'alimentation malgache. Elles ont fait à certaines époques l'objet d'une commercialisation importante en vue de l'exportation, surtout aux environs de Tamatave, principal port de la Côte Est. [Boiteau: Végétaux]
Ohatra  
1Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8]
2Rahefa mamangy izy dia mba mitondra fary, na akondro. [Andraina: Mitaraina, takila 104]
Voambolana  
Anarana siantifika   Musa paradisiaca, Musa sapientum
Fitovian-keviteny   ontsy
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny akondro itý (3): Akondro, Iakondro, Sahakondro
Fifanahafana   akondro sarika ~ katakata ~ kida ~ kida ~ mofo akondro endasina
Sary  

Teny iditra Akondro (akondro)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   akondro
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/12