Teny iditra akondrosarika
Singan-teny akondro ; sarika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' akondro lava fa kely voany, izay fakana indrindra ny tsiratsirany hanaovana lamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [sarika, bark.] A variety of banana, the leaves of which are used in making a kind of cloth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ akondro sarika ] [Merina] (de sarika = action de tirer les fibres). Musa textilis L. (Musaceae) ; le "Chanvre de Manille", fournissait autrefois en Imerina un textile très apprécié. On en faisait des tissus artisanaux assez grossiers appelés lamba-sarika. [1.196]
Anarana siantifika Musa textilis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03