Teny iditra | akondro vidin' anoka | |
Singan-teny | akondro ; vidy ; anoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra roa samy tsara ifanakalozana ka tsy misy maty antoka na mahazo tombony, mitovy amin' ilay manao hoe: "Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no resy". (Ny akondro sy ny ronono dia samy hanina noderain'ny Ntaolo ary nataony ho tena fiadanana ny mihinana azy: "Trano bongo misy ronono sarotra atao malahelo" ary "Raha samy voan-kanina ihany, dia aleo voan-kanina amin'ny akondro") [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ akondrovidinanoka ] The sale of one article to get money to purchase another [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |