Teny iditra | 1 akoralava |
Singan-teny | 2 akora, lava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [lava, long.] A prolonged or continuous shout. [1.2] 6 prolonged or continuous shouting; [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 acclamations sans fin [1.8] |
Ohatra |
8 akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray! [2.587] 9 Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava. [2.508#183] 10 akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy. [2.643#103] |
Tsipelina hafa | 11 akora lava |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |