Teny iditra akora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka. Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out) [1.2]
 Shouting; jeers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Acclamation; huées [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra akora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Sifotra (an-tanety na an-drano) [1.78]
  [Bezanozano, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] Sifotra [1.78]
 Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody [1.1]
  [Sakalava] Sifotr' ala [1.1]
 Fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A shell; a shell-fish. [1.2]
 Seashells; coral [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coquillage; la coque des oeufs [1.8]
 Coque, coquille [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Sary 

Teny iditra akora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vato na mineraly tsy voadio [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Minéraux [1.13]
Tovy hevitra akorambato
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11